<-
->

2Tt / 2Tan 34:2 And he did that which was right in the sight of the Lord, and walked in the ways of David his father, and declined neither to the right hand, nor to the left. Ary nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah izy ka nandeha tamin' ny lalan' i Davida rainy, fa tsy mba nivily na ho amin' ny ankavanana na ho amin' ny ankavia. Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo izy, ka nandeha tamin' ny làlan' i Davida rainy, fa tsy mba nivily ho amin' ny an-kavanana na ho amin' ny an-kavia. Il fit ce qui est agréable à Yahvé et suivit la conduite de son ancêtre David sans en dévier ni à droite ni à gauche.