<-
->

2Tt / 2Tan 34:17 And they have gathered together the money that was found in the house of the Lord, and have delivered it into the hand of the overseers, and to the hand of the workmen. Ary narotsany ny vola izay azo tao an-tranon' i Jehovah ka natolony teo an-tànan' ny olona voatendry sy teo an-tànan' ny mpiasa. nalainy daholo ny vola rehetra hita tao an-tranon' ny Tompo, dia napetrany eo an-tanan' izay voatendry ho mpitandrina sy eo an-tanan' ny mpampanao ny asa. Ary mbola nisy filazana koa nataon' i Safàna tamin' ny mpanjaka hoe: ils ont fondu l' argent qui se trouvait dans le Temple de Yahvé et l' ont remis aux mains des subordonnés et des maîtres d' oeuvre. "