<-
->

2Tt / 2Tan 33:3 For he built again the high places which Hezekiah his father had broken down, and he reared up altars for Baalim, and made groves, and worshipped all the host of heaven, and served them. Fa namboariny indray ny fitoerana avo, izay efa noravan' i Hezekia rainy, ka nanangana alitara ho an' ireo Bala izy sady nanao Aseraha sy niankohota teo anatrehan' izay rehetra eny amin' ny lanitra ka nanompo azy Naoriny indray ny fitoerana avo noravan' i Ezekiasa rainy; nanangana otely ho an' ireo Baala izy; nanao aserah izy, ary niankohoka teo anatrehan' ny tafiky ny lanitra, sy nanompo azy. Il rebâtit les hauts lieux qu' avait détruits Ézéchias son père, il éleva des autels aux Baals et fabriqua des pieux sacrés, il se prosterna devant toute l' armée du ciel et lui rendit un culte.