<-
->

2Tt / 2Tan 33:10 And the Lord spake to Manasseh, and to his people: but they would not hearken. Ary Jehovah niteny tamin' i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nety nihaino izy. Niteny tamin' i Manase sy ny vahoakany Iaveh; nefa tsy nasian' izy ireo raharaha akory izany. Yahvé parla à Manassé et à son peuple, mais ils ne prêtèrent pas l' oreille.