<-
->

2Tt / 2Tan 32:5 Also he strengthened himself, and built up all the wall that was broken, and raised it up to the towers, and another wall without, and repaired Millo in the city of David, and made darts and shields in abundance. Dia nohereziny namboariny avokoa izay rava tamin' ny manda sady nasiany tilikambo teny amboniny sy manda hafa koa teo ivelany, dia namboatra an' i Milo tao an-tanànan' i Davida sady nanao lefona aman' ampinga betsaka izy. Nahazo hery Ezekiasa, ka namboariny avokoa ny manda rava, nohavaoziny ny tilikambo, naoriny ny manda hafa teo ivelany, nohamafisiny Melao tao an-tanànan' i Davida, ary nampanao fiadiana aman-ampinga betsaka izy. Ézéchias se fortifia : il fit maçonner toutes les brèches de la muraille qu' il surmonta de tours et pourvut d' un second mur à l' extérieur, répara le Millo de la Cité de David, et fabriqua quantité d' armes de jet et de boucliers.