<-
->

2Tt / 2Tan 32:30 This same Hezekiah also stopped the upper watercourse of Gihon, and brought it straight down to the west side of the city of David. And Hezekiah prospered in all his works. Ary notampenan' io Hezekia io ny fivoahan' ny rano ambony any Gihona ka nampandehaniny tany ambanin' ny tany hidina mahitsy ho any andrefan' ny Tanànan' i Davida izany. Ary nambinina tamin' ny asany rehetra Hezekia. Ezekiasa io ihany koa, no nanarona ny fivoahan' ny rano any ambony tamin' ny ranon' i Gihona, ka nampandeha azy hidina mankany andrefan' ny tanànan' i Davida. Nahomby Ezekiasa tamin' izay rehetra nataony. C' est Ézéchias qui obstrua l' issue supérieure des eaux du Gihôn et les dirigea vers le bas de la Cité de David, à l' ouest. Ézéchias réussit dans toutes ses entreprises.