<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 32:22 | Thus the |
Toy izany no namonjen' i Jehovah an' i Hezekia sy ny mponina tany Jerosalema tamin' ny tànan' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, sy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra; eny, niaro azy tamin' ny manodidina rehetra Izy. | Ary namonjy an' i Ezekiasa sy ny mponina tao Jerosalema, tamin' ny tanan' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria, sy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra, Iaveh, nitari-dàlana azy ireo, na ho aiza na ho aiza. | Ainsi |