<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 32:21 | And the |
Ary Jehovah naniraka anjely izay nandringana ny lehilahy mahery rehetra sy ny mpanapaka ary ny komandy teo an-tobin' ny mpanjakan' i Asyria, ka dia lasa nody amin-kenatra Sankeriba. Ary nony niditra tao an-tranon' ny andriamaniny izy, dia namono azy tao tamin' ny sabatra ny zanany naterany. | Dia naniraka anjely anankiray Iaveh ary naringan' io avokoa ny lehilahy mahery sy ny filohany mbamin' ny lehibe teo an-tobin' ny mpanjakan' i Asiria, ka lasa nody any amin' ny taniny, safo-kenatra, ity mpanjaka. Nony tafiditra tao an-tranon' ny andriamaniny izy, dia ny sasany tamin' izay naloaky ny kibony no namono azy tamin' ny sabatra. |