<-
->

2Tt / 2Tan 3:1 Then Solomon began to build the house of the Lord at Jerusalem in mount Moriah, where the Lord appeared unto David his father, in the place that David had prepared in the threshingfloor of Ornan the Jebusite. Ary Solomona nanomboka nanao ny tranon' i Jehovah tany Jerosalema, tao an-tendrombohitra Moria, ilay nisehoan' i Jehovah tamin' i Davida rainy, dia ilay namboarina teo amin' ny fitoerana nofidin' i Davida teo amin' ny famoloan' i Araona Jebosita. Dia natombok' i Salomona ny fanaovana ny tranon' ny Tompo tao Jerosalema, amin' ny tendrombohitra Moria, izay efa natoro an' i Davida rainy, dia amin' ny toerana efa voaoman' i Davida teo amin' ny famoloan' i Ornàna, Jeboseana. Salomon commença alors la construction de la maison de Yahvé. C'était à Jérusalem, sur le mont Moriyya, là où son père David avait eu une vision. C'était le lieu préparé par David, l' aire d' Ornân le Jébuséen.