<-
->

2Tt / 2Tan 24:6 And the king called for Jehoiada the chief, and said unto him, Why hast thou not required of the Levites to bring in out of Judah and out of Jerusalem the collection, according to the commandment of Moses the servant of the Lord, and of the congregation of Israel, for the tabernacle of witness? Ary ny mpanjaka dia nampaka an' i Joiada, lohany tamin' ireo, ka nanao taminy hoe: Nahoana no tsy nasainao nitondra ny hetra avy tany Joda sy Jerosalema ny Levita, araka ny didin' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah sy ny fiangonan' ny Isiraely ho ao amin' ny tabernakelin' ny vavolombelona? ka nantsoin' ny mpanjaka Joiadà mpisorona lehibe, nilazany hoe: Ahoana no tsy nikarakaranao izay hitondran' ny Levita avy amin' i Jodà sy Jerosalema ny hetra nasain' i Moizy mpanompon' ny Tompo sy ny fiangonana, haloan' Israely ho an' ny trano lain' ny vavolombelona? Alors le roi appela Yehoyada, le premier d' entre eux, et lui dit : " Pourquoi n' as-tu pas exigé des lévites qu' ils fassent rentrer de Juda et de Jérusalem le tribut de Moïse, serviteur de Yahvé, et de l' assemblée d' Israël, pour la Tente du Témoignage ?