<-
->

2Tt / 2Tan 24:25 And when they were departed from him, (for they left him in great diseases,) his own servants conspired against him for the blood of the sons of Jehoiada the priest, and slew him on his bed, and he died: and they buried him in the city of David, but they buried him not in the sepulchres of the kings. Ary nony nilaozany tamin' ny faharariany mafy izy, ny mpanompony dia niodina taminy noho ny ran' ny zanak' i Joiada mpisorona, ka namono azy teo am-pandriany, dia maty izy; ary naleviny tany an-Tanànan' i Davida ihany izy, nefa tsy tao amin' ny fasan' ny mpanjaka. Nony nilaozan' ireny, ka efa feno ratra maro izy, dia nanaovan' ny mpanompony teti-be hasiana, noho ny amin' ny ran' ny zanak' i Joiadà mpisorona, ka novonoiny teo am-pandriany, dia maty. et quand ils le quittèrent, le laissant gravement malade, ses serviteurs se conjurèrent contre lui pour venger le fils du prêtre Yehoyada et le tuèrent sur son lit. Il mourut et on l' ensevelit dans la Cité de David, mais non pas dans les sépultures royales.