<-
->

2Tt / 2Tan 21:20 Thirty and two years old was he when he began to reign, and he reigned in Jerusalem eight years, and departed without being desired. Howbeit they buried him in the city of David, but not in the sepulchres of the kings. Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema; koa lasa tsy nisy nalahelo azy izy. Ary nalevina tao an-Tanànan' i Davida ihany izy, nefa tsy mba tao amin' ny fasan' ny mpanjaka. Efa roa amby telopolo taona Jorama fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tao Jerosalema. Lasa tsy nisy mpalahelo izy, ary nalevina tao an-tanànan' i Davida fa tsy mba tao amin' ny fasan' ny mpanjaka. Il avait trente-deux ans à son avènement et régna huit ans à Jérusalem. Il s' en alla sans laisser de regrets et on l' enterra dans la Cité de David, mais non dans les sépultures royales.