<-
->

2Tt / 2Tan 20:37 Then Eliezer the son of Dodavah of Mareshah prophesied against Jehoshaphat, saying, Because thou hast joined thyself with Ahaziah, the Lord hath broken thy works. And the ships were broken, that they were not able to go to Tarshish. Ary Eliezera, zanak' i Dodavaho, avy any Maresa, naminany ny amin' i Josafata hoe: Noho ny nikambananao tamin' i Ahazia dia horavan' i Jehovah ny asanao. Ary nahavakiana ny sambo ka tsy nahazo nankany Tarsisy. Fa tamin' izay Eliezera zanak' i Dodao, any Maresà, naminany ny amin' i Josafata nanao hoe: Noho hianao nikambana tamin' i Okoziasa dia noravan' ny Tompo ny asanao. Dia vaky ny sambo ka tsy afa-nankany Tarsisa. Éliézer, fils de Dodavahu de Maresha, prophétisa alors contre Josaphat : " Parce que tu t' es associé à Ochozias, dit-il, Yahvé a fait une brèche dans tes oeuvres. " Les navires se brisèrent et ne furent pas en mesure de partir pour Tarsis.