<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 20:22 | And when they began to sing and to praise, the |
Ary raha vao nanomboka nihoby sy nidera ireo, dia nasian' i Jehovah otrika hamely ny taranak' i Amona sy Moaba sy ny avy any an-tendrombohitra Seira, izay avy hamely ny Joda, ka dia resy ireo. | Vao nanomboka ny hira amam-piderana dia namela-pandrika Iaveh, hahavoa ny taranak' i Amòna sy Moaba, mbamin-dry zareo avy any an-tendrombohitra Seira, izay tonga hamely an' i Jodà, ka resy izy ireo. | Au moment où ils entonnaient l' exaltation et la louange, |