<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 18:5 | Therefore the king of |
Ary ny mpanjakan' ny Isiraely dia nanangona ny mpaminany efajato lahy ka nanao taminy hoe: Handeha hanafika an' i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho ? Dia hoy ireo: Mandehana, fa hatolotr' Andriamanitra eo an-tananao izy, ry mpanjaka. | Dia nantsoin' ny mpanjakan' Israely ny mpaminany efa-jato lahy, ka hoy izy taminy: Handeha hanafika any Ramota any Galaada va isika, sa tokony hijanona aho? Ary hoy ny navalin' ireo: Mandehana fa hatolotr' Andriamanitra eo an-tanan' ny mpanjaka izany. | Le roi d' |