<-
->

2Tt / 2Tan 13:5 Ought ye not to know that the Lord God of Israel gave the kingdom over Israel to David for ever, even to him and to his sons by a covenant of salt? Moa tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ho an' i Davida mandrakizay ny fanjakan' ny Isiraely? dia ho azy sy ny taranany amin' ny fanekena nasiantsira. Tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen' ny Tompo Andriamanitr' Israely, ho an' i Davida mandrakizay, ny fanjakana amin' Israely, dia ho azy sy ny taranany, amin' ny fanekena tsy azo dikaina? Ne savez-vous pas que Yahvé, le Dieu d' Israël, a donné pour toujours à David la royauté sur Israël ? C' est une alliance infrangible pour lui et pour ses fils.