<-
->

2Tt / 2Tan 10:2 And it came to pass, when Jeroboam the son of Nebat, who was in Egypt, whither he fled from the presence of Solomon the king, heard it, that Jeroboam returned out of Egypt. Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak' i Nebata, izay efa nandositra nankany Egypta niala teo anatrehan' i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Egypta izy. Nony nandre izany Jeroboama zanak' i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany an' i Salomona mpanjaka, Dès que Jéroboam fils de Nebat en fut informé - il était en Égypte, où il avait fui le roi Salomon - il revint d'Égypte.