<-
->

2Tt / 2Tan 10:16 And when all Israel saw that the king would not hearken unto them, the people answered the king, saying, What portion have we in David? and we have none inheritance in the son of Jesse: every man to your tents, O Israel: and now, David, see to thine own house. So all Israel went to their tents. Ary nony hitan' ny Isiraely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia namaly ny mpanjaka ny vahoaka ka nanao hoe: Inona moa no anjaranay amin' i Davida ? Tsy manana lova amin' ny zanak' i Jese izahay. Samia mody any an-dainy avy, ry Isiraely e! ankehitriny tandremo ny taranakao, ry Davida ô. Dia samy nody ho any an-dainy avy ny Isiraely rehetra. Rahefa hitan' Israely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia hoy ny navalin' ny vahoaka ny mpanjaka: Manana anjara inona amin' i Davida moa izahay? Tsy manan-dova amin' ny zanak' Isaia izahay! Koa samia ho any an-dainy, ry Israely. Fa hianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao! Dia samy nody ho any an-dainy avy Israely rehetra. et à tous les Israélites, à savoir : que le roi ne les écouterait pas. Ils répliquèrent alors au roi : " Quelle part avons-nous sur David ? Nous n' avons pas d' héritage sur le fils de Jessé. Chacun à ses tentes, Israël! Et maintenant, pourvois à ta maison, David. " Tout Israël regagna ses tentes.