<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 9:1 | So all |
Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany. | Voasoratra amin' ny tetiaram-pirazanana avokoa izany Israely rehetra, ka indreto izy voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' Israely; ary nentin-ko babo tany Babylona Jodà, noho ny fahotany. | Tous les |