<-
->

1Tt / 1Tan 7:29 And by the borders of the children of Manasseh, Bethshean and her towns, Taanach and her towns, Megiddo and her towns, Dor and her towns. In these dwelt the children of Joseph the son of Israel. ary teo amin' ny sisin-tanin' ny taranak' i Manase dia Beti-sana sy ny zana-bohiny, Tanaka sy ny zana-bohiny, Megido sy ny zana-bohiny, Dora sy ny zana-bohiny Tamin' ireo no nonenan' ny taranak' i Josefa, zanak' Isiraely. Eo an-tànan' ny taranak' i Manase koa Betsàna sy ny tanàna momba azy, Magedao sy ny tanàna momba azy, Dora sy ny tanàna momba azy. Tamin' ireo tanàna ireo no nonenan' ny taranak' i Josefa, zanak' Israely. Bet-Sheân avec ses dépendances, Tanak avec ses dépendances, Megiddo avec ses dépendances, Dor avec ses dépendances, étaient aux mains des fils de Manassé. C' est là que demeuraient les fils de Joseph, fils d' Israël.