<-
->

1Tt / 1Tan 7:14 The sons of Manasseh; Ashriel, whom she bare: (but his concubine the Aramitess bare Machir the father of Gilead: Ny zanakalahin' i Manase dia Asriela, Izay naterany; fa ilay Syriana vaditsindranony kosa no niteraka an' i Matira, rain' i Gileada. Zanakalahin' i Manase: Esriela. Ilay Siriana vaditsindranony, niteraka an' i Makira, rain' i Galaada. Fils de Manassé : Asriel qu' enfanta sa concubine araméenne. Elle enfanta Makir, père de Galaad.