<-
->

1Tt / 1Tan 6:61 And unto the sons of Kohath, which were left of the family of that tribe, were cities given out of the half tribe, namely, out of the half tribe of Manasseh, by lot, ten cities. ary ny avy tamin' ny firenen' i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy. avy amin' ny fokon' i Neftalì: Kedesa, any Galilea, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Hamona, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; ary Kariataima, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy. sur la tribu de Nephtali, Qédesh en Galilée et ses pâturages, Hammôn et ses pâturages, Qiryatayim et ses pâturages.