<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 6:34 | The son of |
Fa Arona sy ny zananilahy no nanatitra teo ambonin' ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy teo ambonin' ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, mba hanao ny raharaha rehetra ao amin' ny fitoerana masina indrindra sy hanao fanavotana ho an' ny Isiraely, araka izay rehetra nandidian' i Mosesy, mpanompon' Andriamanitra. | Aarona sy ny zanany anefa no nandoro ny sorona, teo ambonin' ny otelin' ny sorona dorana, sy ny emboka, teo ambonin' ny otelin' ny zava-manitra; izy ireo no tsy maintsy nanantanteraka ny raharaha ao amin' ny fitoerana masina indrindra, sy nanao fanonerana ho an' Israely, araka izay rehetra nandidian' i Moizy, mpanompon' Andriamanitra. |