<-
->

1Tt / 1Tan 5:9 And eastward he inhabited unto the entering in of the wilderness from the river Euphrates: because their cattle were multiplied in the land of Gilead. Ary nonina tany atsinanana hatrany akaikin' ny efitra ka hatramin' ny ony Eofrata izy; fa ny ombiny aman' ondriny nihamaro teny amin' ny tany Gileada. ary ny nonenany tany atsinanana, dia hatrany akaikin' ny efitra, izay miantomboka any amin' ny ony Eofrata, fa betsaka ny andiam-biby fiompiny tany Galaada. A l' orient, son habitat atteignait le seuil du désert que limite le fleuve Euphrate, car il avait de nombreux troupeaux au pays de Galaad.