<-
->

1Tt / 1Tan 5:26 And the God of Israel stirred up the spirit of Pul king of Assyria, and the spirit of Tilgathpilneser king of Assyria, and he carried them away, even the Reubenites, and the Gadites, and the half tribe of Manasseh, and brought them unto Halah, and Habor, and Hara, and to the river Gozan, unto this day. Ary Andriamanitry ny Isiraely namporisika an' i Pola, mpanjakan' i Asyria, sy Tiglato-pilesera mpanjakan' i Asyria, ka dia nobaboin' ireo ny Robenita sy ny Gadita sy ny antsasaky ny firenen' i Manase ka nentiny tany Hala sy Habora sy Hara ary tany amoron' ny ony Gozana ambaraka androany. Ka namporisihin' ny Andriamanitr' Israely, ny fanahin' i Fola mpanjakan' i Asiria sy ny fanahin' i Telgatfalnasara, dia nentin' ireo babo ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, nentiny nankany Hala sy Habora ary Arà mbamin' ny ony Gozana mandrak' androany. Le Dieu d' Israël excita l' animosité de Pul, roi d' Assyrie, et celle de Téglat-Phalasar, roi d' Assyrie. Il déporta Ruben, Gad et la demi-tribu de Manassé, et les emmena à Halah et sur le Habor, à Hara et au fleuve de Gozân. Ils y sont encore aujourd' hui.