<-
->

1Tt / 1Tan 5:24 And these were the heads of the house of their fathers, even Epher, and Ishi, and Eliel, and Azriel, and Jeremiah, and Hodaviah, and Jahdiel, mighty men of valour, famous men, and heads of the house of their fathers. Ary izao no lohan' ny fianakaviany: Efera sy Jisy sy Eliala sy Azriela sy Jeremia sy Hodavia ary Jadiela; lehilahy mahery ireo ary malaza sady samy lohan' ny fianakaviany avy. Ireto no lohany amin' ny fianakaviany: Efera, Jesì, Ezriela, Jeremià, Odoià, ary Jediela, lehilahy matanjaka sy mahery, lehilahy malaza, lohan' ny fokom-pianakaviany avy. Voici les chefs de leurs familles : Épher, Yishéï, Éliel, Azriel, Yirmeya, Hodavya, Yahdiel. C'étaient des preux valeureux, des hommes renommés, chefs de leurs familles.