<-
->

1Tt / 1Tan 5:16 And they dwelt in Gilead in Bashan, and in her towns, and in all the suburbs of Sharon, upon their borders. Ary nonina tany Gileada sy tany Basana sy tamin' ny zana-bohiny ary tamin' ny tany rehetra an-tsisin' i Sardna manodidina izy. Nonina tany Galada tany Basàna izy ireo ary tany amin' ny tanàna momba azy sy amin' ny tanimbilon' i Saròna, hatrany an-tsisiny. Tamin' ny andron' i Joatama mpanjakan' i Jodà, sy ny andron' i Jeroboama, mpanjakan' Israely, Ils étaient établis en Galaad, en Bashân et ses dépendances, ainsi que dans tous les pâturages du Sharon jusqu'à leurs extrêmes limites.