<-
->

1Tt / 1Tan 5:10 And in the days of Saul they made war with the Hagarites, who fell by their hand: and they dwelt in their tents throughout all the east land of Gilead. Ary tamin' ny andron' i Saoly dia niady tamin' ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran' ny ilany atsinanana rehetra amin' i Gileada izy. Tamin' ny andron' i Saola niady tamin' ny Agareana izy, ka naharesy an' ireny, dia nonina tao amin' ny lainy eran' ny ilany atsinanana rehetra amin' i Galaada. Au temps de Saül, ils firent la guerre aux Hagrites, ils tombèrent entre leurs mains et les Hagrites s'établirent dans leurs tentes sur toute la zone orientale de Galaad.