<-
->

1Tt / 1Tan 3:9 These were all the sons of David, beside the sons of the concubines, and Tamar their sister. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin' ireo. Ireo no zanakalahin' i Davida rehetra, fa ny zana-baditsindranony, tsy nisaina. Ary anabavin' ireo dia Tamara. Ce sont là tous les fils de David, sans compter les fils des concubines. Tamar était leur soeur.