<-
->

1Tt / 1Tan 3:5 And these were born unto him in Jerusalem; Shimea, and Shobab, and Nathan, and Solomon, four, of Bathshua the daughter of Ammiel: Ary izao no naterany tany Jerosalema: Simea sy Sobaba sy Natana ary Solomona (ireo efa-dahy ireo no naterak' i Batsoa, zanakavavin' i Amiela) Ary ireto no naterany tany Jerosalema: Simmaà, Sobaba, Natàna, Salomona, efa-dahy, tamin' i Betsoe zanakavavin' i Ammiela; Voici les fils qui lui naquirent à Jérusalem : Shiméa, Shobab, Natân, Salomon, tous quatre enfants de Bat-Shua, fille de Ammiel;