<-
->

1Tt / 1Tan 3:1 Now these were the sons of David, which were born unto him in Hebron; the firstborn Amnon, of Ahinoam the Jezreelitess; the second Daniel, of Abigail the Carmelitess: Ary izao no zanakalahin' i Davida, izay naterany tao Hebrona: Amnona, zanak' i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoa; ary Daniela, zanak' i Abigaila Karmelita, no lahiaivo; Ireto no zanakalahin' i Davida naterany tany Hebrona: Amona lahimatoa, zanak' i Akinoama, avy any Jezraela, Daniela zanak' i Abigaila avy any Karmela, lahiaivo, Voici les fils de David qui lui naquirent à Hébron : Amnon l' aîné, d' Ahinoam de Yizréel; Daniyyel le deuxième, d' Abigayil de Karmel;