<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 29:20 | And |
Ary hoy Davida tamin' ny fiangonana rehetra: Masìna ianareo, misaora an' i Jehovah Andriamanitrareo. Ary ny fiangonana rehetra dia nisaotra an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, sady niondrika ka niankohoka teo anatrehan' i Jehovah sy ny mpanjaka. | Ny fiangonana rehetra koa nilazan' i Davida hoe: Samia hianareo misaotra an' ny Tompo Andriamanitrareo. Ka dia nisaotra an' ny Tompo Andriamanitry ny razany, ny fiangonana rehetra, sady niondrika izy ireo, sy niankohoka teo anatrehan' ny Tompo sy teo anatrehan' ny mpanjaka. | Puis |