<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 29:18 | O |
Jehovah ô, Andriamanitry ny razanay, dia Abrahama sy Isaka ary Isiraely, mba ampahareto ao am-pon' ny olonao mandrakizay izany fikasan' ny sainy izany, ka ampiomany ho Anao ny fony; | Ry Iaveh, Andriamanitr' i Abrahama sy Isaaka ary Israely razanay ô, tahirizo mandrakizay izany mba ho fomban' ny hevitra ao am-pon' ny vahoakanao, ary tano hitodika aminao ny fony. |