<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 27:24 | Joaba, zanak' i Zeroia, nanomboka nanisa, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin' ny Isiraely tamin' izany, ka dia tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' i Davida mpanjaka ny isany. | Efa nanomboka ny fanisana Joaba zanak' i Sarvià, fa tsy nahatapitra izany, satria azon' ny hatezeran' ny Tompo noho izany Israely ka ny isa efa hita dia tsy voasoratra ao amin' ny rejistrin' ny tantaran' i Davida mpanjaka. |