<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 25:6 | All these were under the hands of their father for song in the house of the |
Ireo rehetra ireo no fehin' ny rainy tamin' ny hira natao tao an-tranon' i Jehovah tamin' ny kipantsona sy ny valiha sy ny lokanga hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra; Asafa sy Jedotona ary Hemana dia nofezehin' ny mpanjaka. | Ireo Levita rehetra ireo dia samy notarihin' ny rainy avy hanao ny hira ao an-tranon' ny Tompo, ka nanana kipantsona sy lokanga ary harpa, hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra, eo ambany fifehezan' i Davida sy Asafa ary Iditona sy Hemàna. | ils chantaient tous sous la direction de leur père dans le Temple de |