<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 24:19 | These were the orderings of them in their service to come into the house of the |
Ireo avy no antokony amin' ny fanompoany izay idirany ao an-tranon' i Jehovah araka ny fitsipika voatendrin' i Arona rainy, araka ny nandidian' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, azy. | Toy izany no antokony nizarazarana azy ireo, araka ny fanompoany, mba ho tonga ao an-tranon' ny Tompo, araka ny fandaharana nomena azy, tamin' ny alàlan' i Aarona, rainy, araka ny didy nomen' ny Tompo Andriamanitr' Israely azy. | Tels sont ceux qui furent recensés selon leur service, pour entrer dans le Temple de |