<-
->

1Tt / 1Tan 23:9 The sons of Shimei; Shelomith, and Haziel, and Haran, three. These were the chief of the fathers of Laadan. Ny zanakalahin' i Simey dia Selomota sy Haziela ary Harana; telo izy. Ireo no lohany tamin' ny fianakavian' i Ladana. Zanakalahin' i Semeia: Salomita, Hoziela ary Aràna, telo izy. Ireo no loham-pianakaviana, avy amin' i Leedàna. Fils de Shiméï : Shelomit, Haziel, Harân, trois en tout. Ce sont les chefs de famille de Ladân.