<-
->

1Tt / 1Tan 23:17 And the sons of Eliezer were, Rehabiah the chief. And Eliezer had none other sons; but the sons of Rehabiah were very many. Ary tamin' ny zanakalahin' i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak' i Rehabia dia maro indrindra. Ny zanakalahin' i Eliezera, dia Rohobià, filohany. Tsy nanan-janakalahy hafa Eliezera, nefa maro dia maro ny zanakalahin-dRohobià. Il y eut des fils d'Éliézer : Rehabya, le premier. Éliézer n' eut pas d' autres fils, mais les fils de Rehabya furent extrêmement nombreux.