<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 22:5 | And |
Fa hoy Davida: Solomona zanako mbola zaza sady tanora fanahy, ary ny trano hatao ho an' i Jehovah dia tsy maintsy ho lehibe indrindra, mba hiely any amin' ny tany rehetra ny lazany sy ny voninahiny, koa hovononiko rahateo ny zavatra ho enti-manao azy. Ka dia nahavonona betsaka Davida, raha mbola velona izy. | Hoy Davida: Salomona, zanako, mbola tanora sy malemy, ary ny trano hatao ho an' ny Tompo dia tsy maintsy ho kanto indrindra mba hahazo laza amam-boninahitra amin' ny tany rehetra, ka tiako ny mamonona zavatra ho azy. Dia nahavonona be tokoa Davida talohan' ny nahafatesany. | Puis |