<-
->

1Tt / 1Tan 22:13 Then shalt thou prosper, if thou takest heed to fulfil the statutes and judgments which the Lord charged Moses with concerning Israel: be strong, and of good courage; dread not, nor be dismayed. Ary amin' izany dia hambinina ianao, raha mitandrina hankatò ny lalàna sy ny fitsipika izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ho an' ny Isiraely; mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po. hankatò ny lalàna sy ny fitsipika izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ho an' ny Isiraely; mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po. Hoambinina hianao amin' izay, raha manampo tokoa ny hanaraka ny lalàna amam-pitsipika nandidian' ny Tompo an' i Moizy ho an' Israely. Mahereza ary matokia fa aza matahotra na manam-badi-po. Tu ne réussiras que si tu observes et mets en pratique les lois et les coutumes que Yahvé a prescrites à Moïse pour Israël. Sois fort et tiens bon! Ne crains pas, ne tremble pas!