<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 21:16 | And |
Ary Davida nanopy ny masony ka nahita Ilay Anjelin' i Jehovah nitsangana teo anelanelan' ny tany sy ny lanitra sady nitana sabatra voatsoaka teny an-tanany, izay natondrony manandrify an' i Jerosalema. Dia niankohoka Davida sy ny loholon' ny Isiraely, izay efa samy nitafy lamba fisaonana. | Nony natopin' i Davida ny masony, dia hitany ilay anjelin' ny Tompo teo anelanelan' ny tany sy ny lanitra, nitan-tsabatra vaotsoaka natondrony nanandrify an' i Jerosalema. Niankohoka Davida sy ny loholona, sady nitafy lasàka izy ireo. | Levant les yeux, |