<-
->

1Tt / 1Tan 2:22 And Segub begat Jair, who had three and twenty cities in the land of Gilead. ary Segoba niteraka an' i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin' ny tany Gileada. Segoba niteraka an' i Jaira, izay nanana tanàna telo amby roapolo tany amin' ny tany Galaada. Segub engendra Yaïr qui détint vingt-trois villes dans le pays de Galaad.