<-
->

1Tt / 1Tan 2:21 And afterward Hezron went in to the daughter of Machir the father of Gilead, whom he married when he was threescore years old; and she bare him Segub. Ary nony afaka izany, Hezrona niray tamin' ny zanakavavin' i Makira, rain' i Gileada, izay novadiny rehefa enim-polo taona izy, dia niteraka an' i Segoba taminy ravehivavy; Manaraka izany, niray tamin' ny zanakavavin' i Makira, rain' i Galaada, Hesrona; efa enimpolo taona izy vao naka azy, ary niteraka an' i Segoba taminy, ravehivavy. Puis Heçrôn s' unit à la fille de Makir, père de Galaad. Il l'épousa alors qu' il avait soixante ans et elle lui enfanta Segub.