<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 18:8 | Likewise from |
Ary tao Tibata sy Kona, tanànan' i Hadarezera, no nahazoan' i Davida babo varahina be dia be, ary izany no nanaovan' i Solomona ilay tavin-drano varahina lehibe sy ny andry ary ny fanaka varahina. | Varahina be dia be koa no nalain' i Davida tao Tebata sy Kona tanànan' i Adarezera, ary izany no nanaovan' i Salomona ilay ranomasina varahina sy ny andry amam-panaka varahina. | De |