<-
->

1Tt / 1Tan 18:6 Then David put garrisons in Syriadamascus; and the Syrians became David' s servants, and brought gifts. Thus the Lord preserved David whithersoever he went. Ary nisy namponenin' i Davida tany Syria any Damaskosy; dia tonga mpanompon' i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an' i Davida teny amin' izay rehetra nalehany. Nametrahan' i Davida miaramila mponina Sirian' i Damasa, ka dia tonga mpanompo nanatitra hetra ho an' i Davida ny Siriana. Nomen' ny Tompo an' i Davida ny fandresena tamin' izay rehetra nalehany. Puis David établit des gouverneurs dans l' Aram de Damas, les Araméens furent asservis à David et payèrent tribut. Partout où allait David, Yahvé lui donnait la victoire.