<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 18:4 | And |
Ary Davida nahazo babo kalesy arivo taminy sy mpitaingin-tsoavaly fito arivo ary miaramila an-tongotra roa alina; ary notraingotraingoin' i Davida avokoa ny soavalin-kalesy rehetra, fa ny tokony ho amin' ny kalesy zato ihany no navelany. | Kalesy arivo, mpitaingin-tsoavaly fito arivo, miaramila an-tongotra roa alina, no nosamborin' i Davida taminy, notraingoin' i Davida avokoa ny soavalin-kalesy, fa ny soavaly amin' ny kalesy zato ihany no navelany. |