<-
->

1Tt / 1Tan 18:13 And he put garrisons in Edom; and all the Edomites became David' s servants. Thus the Lord preserved David whithersoever he went. Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon' i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an' i Davida teny amin' izay rehetra nalehany. ary nametrahany miaramila mponina tao Edoma, ka dia tonga mpanompon' i Davida avokoa Edoma rehetra. Nomen' ny Tompo an' i Davida ny fandresena tany amin' izay rehetra nalehany. Il établit des gouverneurs en Édom et tous les Édomites devinrent sujets de David. Partout où David allait, Dieu lui donna la victoire.