<-
->

1Tt / 1Tan 18:10 He sent Hadoram his son to king David, to enquire of his welfare, and to congratulate him, because he had fought against Hadarezer, and smitten him; (for Hadarezer had war with Tou;) and with him all manner of vessels of gold and silver and brass. dia naniraka an' i Hadorama zanany hankany amin' i Davida mpanjaka izy hiarahaba sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin' i Hadarezera sy ny nahareseny azy (fa Hadarezera dia fahavalon' i Toy), sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina izay samy maro karazana izy. dia naniraka an' i Adorama zanany, hankany amin' i Davida mpanjaka izy, hiarahaba sy hankalaza azy, noho ny niadiany tamin' i Adarezera sy nandreseny azy, satria niady tsy tapaka Taohò sy Adarezera, sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina isan-karazany izy. il dépêcha son fils Hadoram au roi David pour le saluer et le féliciter d' avoir fait la guerre à Hadadézer et de l' avoir vaincu, car Hadadézer était en guerre avec Tôou. Il envoya toutes sortes d' objets d' or, d' argent et de bronze;