<-
->

1Tt / 1Tan 17:16 And David the king came and sat before the Lord, and said, Who am I, O Lord God, and what is mine house, that thou hast brought me hitherto? Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan' i Jehovah, dia nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Andriamanitra ô? Ary zinona moa ny mpianakaviko, no nentinao ambaraka ankehitriny aho? Ka tonga Davida mpanjaka ka nitoetra teo anatrehan' ny Tompo, ary nanao hoe: Zinona moa aho, ry Iaveh Andriamanitra ô! ary zinona moa ny fianakaviako no dia nentinao ho tonga amin' izao aho? Alors le roi David entra, s' assit devant Yahvé et dit : " Qui suis-je, Yahvé Dieu, et quelle est ma maison, pour que tu m' aies mené jusque-là ?