<-
->

1Tt / 1Tan 17:1 Now it came to pass, as David sat in his house, that David said to Nathan the prophet, Lo, I dwell in an house of cedars, but the ark of the covenant of the Lord remaineth under curtains. Ary Davida, raha nipetraka tao an-tranony, dia nanao tamin' i Natana mpaminany hoe: Akory izato izaho mitoetra amin' ny trano sedera, nefa ny fiaran' ny neken' i Jehovah kosa mitoetra ao anaty lay! Rahefa niorina tao an-tranony Davida dia hoy Davida tamin' i Natàna mpaminany: Izaho ity mitoetra an-trano sedera; nefa ny fiaran' ny faneken' ny Tompo ao anaty lay! Quand David habita sa maison, il dit au prophète Natân : " Voici que j' habite une maison de cèdre et l' arche de l' alliance de Yahvé est sous les tentures! "